Teny iditra fisarihana (sarika)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fisintonana: Ringa erỳ ny mpanjonoamin' ny fisarihana ny harato
¶ Fandroritana, fitarihana: Fisarihana olona amin' ny sandriny
¶ Fanintonana: Fisarihana ny sainareo hikendry lalandava zavatra ambony no ilazako izany. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   attraction, tirage [SLP: Voambolana]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2012/12/03