Teny iditra fisaroroana (saroro)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanangolena: Tsy naharitra ny fisaroroan' ny namany izy ka lasa niara-dratsy aminy
¶ Fodiana adala, famonoana vorona, fandavoana sorera: Ny hafa kokoa angaha, ry Isambilo, fa izaho tsy azon' ise amin' ny fisaroroana na oviana [Rajemisa 1985]

2009/02/23