Teny iditra | fisasahana (sasaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fizaran-javatra roa mitovy: Amin' ny fisasahan' ny taona, mitovy tsara ny halavan' ny andro sy ny alina [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Le partage en deux [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |