Teny iditra fisasasasa (sasasasa)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy feon'ny orana avy na ny rano mandeha haingana amin'ny fikorianany. [Rajemisa 1985]
  [Bezanozano] tabataba [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay bruit léger de la pluie, des feuilles agitées par le vent. [Abinal 1888]

2009/02/23