Teny iditra fisavasavana (savasava (sava))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanalana na fampihatahana izay manelingelina: Ny fisavasavana ny raviny, hoy ny ohabolana iray, no ahitana ny fotony [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20