Teny iditra fisefosefoana (sefosefo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiainana mafy na fiainana manano sarotra misesisesy: Henoy ange izany fisefosefon' Ikoto e! tsapao fa sao dia manavy izy izao [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05