Teny iditra fiseloselo (seloselo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina miselisely na miseloselo, izany hoe mandalo na mipetraka eo anoloan' olona mba hanelingelina azy [1.1]
Tovy hevitra fiselisely

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05