Teny iditra fisevosevo (sevosevo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomban' ny olona misevosevo na misevotsevoka, izany hoe maimay, mirotoroto, mikorododo [1.1]
Tovy hevitra fisevotsevoka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05