Teny iditra fisiahana (siaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Famoahana feo kely mikiririoka avy amin'ny fanosehana ny rivotra amin'ny molotra sy ny nify; fanaovana feon-kira amin'ny siaka; fiantsoana amin'ny siaka. [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20