Teny iditra fisiana (isy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran'ny zavatra misy, manana ny mahaizy azy: Ny fisian'ny fanahy dia eken'ny firenena malagasy, fa hoy izy hoe "Ny fanahy no olona" [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay existence [SLP 1986]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31