Teny iditra fisidiondiona (sidiondiona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina misidiondiona, miriorio na mandeha mivezivezy foana mba handositra adidy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05