Teny iditra | fisintahana (sintaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fialana ny tokantrano, fisarahana amin'ny vady: Ny vehivavy no manao fisintahana fa tsy ny lehilahy akory. [1.1] | |
Fivaditsoratra | fihantsiana, fisintahana, ifantsihana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |