Teny iditra | fisitrihana (sitrika) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Filentehana, fitsofohana lalina ao anaty rano:
Marina ve ny filazan'ny ohabolana fa ny fisitrihan'ny vivy
any anaty rano no nahabongo ny masony? Fierena, fiafenana: Ny fisitrihan'ilay mpangalatra tao an-trano no tsy nahitan'ny polisy azy ela. [1.1] | |
Fivaditsoratra | fisitrihana, fitsirihana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |