Teny iditra fisivana (sivana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra nisivana, na nahintsana tamin' ny vy makarakara mba ho izay tsara sy madinika ihany no ho lasa fa ny ratsy voatana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20