Teny iditra fisodihana (sodika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanalana ny hoza-dravin'ny rofia; fanesorana vato kely madinika amin'ny vary, alohan'ny hitotoana azy; fikendrikendren'ny papango na ny hitsikitsika zavatra tadiaviny hofaohina ka ihodinkodinany; fisoneniky ny olona mandihy eo am-pandihizana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de séparer les fibres, défibrage [1.196]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20