Teny iditra fisokirana (sokitra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana sarin-javatra amin'ny fandoahana ao anaty hazo: Tsy vita haingana ny fisokirana ity sary misy olona maro miasa ity.
Fanalana tsy ho eo amin'ny toerana iray: Fisokirana angely ao anaty lavony.
Fanerena olona mba hiteny: Nikezaka aoka izany izy tamin'ny fisokirana ahy hilaza ilay tsiambaratelo fa tsy nisoka-bava aho. [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20