Teny iditra | fisolafahana (solafaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fibolisarana:
Hoditr'akondro no nahatonga ny fisolafahany.
Fahalavoana noho ny halemena na tsy fahalalana: Fisolafahana ny an'ny betsaka fa tsy fanany iniana akory. [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |