Teny iditra fisolelahana (solelaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandokadokafana sy fanolikolena fatratra hahazoana zavatra: Mitory toetra ambany dia ambany ny fisolelahana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20