Teny iditra fisolontsolona (solontsolona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entin'izay misolontsolona, misosososo aminkasahiana tsy misy tahotra. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05