Teny iditra fisomadodoka (somadodoka (dodoka))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahamaikana izaitsizy, fikorododoana, firotorotoana: Endre ny fisomadodoky ny mpianatra hijery lanonana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20