Teny iditra fisomedika (somedika (sedika))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran'ny zavatra misomidika, izany hoe misy menaka mitsinkafona ambonin'ny rano: Jereo ny fisomidik'itỳ ro; aza dia mahery mihinana amin'io sao dia marary kibo. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05