Teny iditra fisondrotra (sondrotra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina misondrotra, miakatra ambony, misavoana, na mitombo, miakatra voninahitra (jer. Fisondrotana). [1.1]
Tovy hevitra fisondrotana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20