Teny iditra fisononoka (sononoka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran'ny zavatra misononoka, mandeha moramora tsy misy miantsambotsambotra, mizotra milamina tsara. [1.1]
Tovy hevitra fisononohana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20