Teny iditra fisoratana (soratra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanoratana ny anarana: Amin' ny talata no faron' ny fisoratana amin' ny fanadinana
¶ Fandatsahana an-tsoratza ny fanambadiana: Lasa nividy akanjo hoentina amin' ny fisoratana ny zanakovavy [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31