Teny iditra fisotro (sotro)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina misotro: Ataovy fisotro ranon'akoho ka ny kely azo andrandraina.
Zavatra sotroina: Fadio ny fisotro mahamamo.
Azo sotroina: Tsy fisotro ny rano amin'itỳ fantsakana itỳ [1.1]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20