fit   
mahamety
to make suitable, to make fit [Hallanger 1973]
mety
willing; fit suitable; permitted [Hallanger 1973]
miady
Mifampitory eny amin' ny fitsarana: Miady lova ireto olona ireto [Rajemisa 1985]
Mikaona tsara: Miady tsara lahy ny rafitr' itỳ lalimoara itỳ [Rajemisa 1985]
rafitra ady, mikatroka, miady, mandrafitra ady, mifanangana, mikitrana, mifanandrina, mifanatrika, mifanao ankolafiny, mifanao ambakiloha, mifamely, mipaka, mikatroka, mikitra, mifampikatroka, mifandramatra, mifamango, mifanjinja, mifanafika, mifananika mifanora-bato, mifamely antsamotady, mifanondro basy aman-defona, mifanao mandrosoa fa masaka ny lohomby, mifanjenjina, mifamovoka, mifanakofoka, mifandrotika, mifanakotika, mifandazo, mifanorotoro, mifanotohoto, mifandripaka, mifandringana [Rajemisa 1985]
to fit closely together, to correspond exactly [Hallanger 1973]
mifinjifinjy
to fit tighly (of clothing) [Hallanger 1973]
onony
fit, suitable. [Richardson 1885]
sahaza
fit, suitable; Sahàza àzy (It fits him, it is suitable for him) [Hallanger 1973]
zary
suitable, fit; existing, formed [Hallanger 1973]