Teny iditra fitafiana (tafy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitondrana lamba handrakofana ny tena: Ny fitafiana lamba arindrano, hono, taloha dia nitory fananan-karena.
Filazana ankapobeny ny zavatra entin'ny olombelona mandrakotra ny vatan-tenany (ny fitafiana dia natao ho takon-kenatra sy fiarovana amin'ny toetr'andro mivadibadika aloha tany an-tendrony, ary dia nanjary ho haingo koa taty aoriana noho ny olombelona tia endri-javatra). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Clothing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Vêtements [1.8]
Ohatra 
1Isaky ny tafiditra dia nanova fitafiana. [2.113]
2toy ny fitafiana ny taratasy afono boky. [2.442]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30