Teny iditra | fitahontahonana (tahontahona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fitavozavozana, fidrahodrahoana, tsy fahakingana, fitaraikiraikena: Ny fitahontahonany no nanalan'ny mpampiasa azy. [1.1] | |
Tovy hevitra | fitahontahona | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |