Teny iditra fitaina (taina)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mitaina, izany hoe mandrehitra, mampiasa ho kitay
Azo ataina, ampiasaina ho kitay; arehitra atao kitay: Tsy fitaina, hono, itony hazo itony fa mahaboka raha ataina [1.1]
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05