Teny iditra fitaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Teny na zavatra toa marina nefa diso ent [...]
¶ Hafetsena entina hanambakana: Faneken [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   deceit, fraud, stratagem, duplicity, guile. See ambaka, ambosy, angoly, felika, lainga, sandoka, soloky. [Richardson 1885]
   fraud, deceit [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   fraude, ruse [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   ambaka ~ ambosy ~ angoly ~ felika ~ lainga ~ sandoka ~ soloky
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Teny iditra fitaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fanambininy [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny anglisy   See petraka. [Richardson 1885]
Sampanteny  

Teny iditra fitaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   tany lemaka [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2012/12/04