Teny iditra fitakiana (taky)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fakana amin'ny fomba hentitra amin'olona ny zavatry ny tena any aminy (na vola notrosainy izany na zavatra nindraminy): Fitakiana trosa.
¶ Fakana amin'ny fomba hentitra zavatra tsy maintsy aleany: Fitakiana hetra. [Rajemisa 1985]
Teny nalaina 

2009/11/05