Teny iditra fitakizinana (takizina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitoerana amin'ny maizina: Itondray jiro haingana, ry Bozy, fa lalina ity fitakizinana ity! [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05