Teny iditra fitakodirana (takoditra (hoditra))
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra andrahoina miaraka amin' ny hodiny [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay cuisson des tubercules avec leur peau, « en robe des champs ». [Boiteau 1997]
Teny mitovy hevitra fitakoditra

2019/10/06