Teny iditra fitakokoana (takoko)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fipetrahana tsy mitombina fa ny tongotra miforitra eo anoloana no mitondra ny tena: Izany fitakokoan' ny ankizy eo amorom-patana rehefa mamindro!
Fipetrahana manjonitra na toa manjoretra: Tamin' ny famangiana manjo fahiny, tsy nisy tsy mampalahelo, na ny fitakokoan' ny fianakaviana, na ny fitserana amana tomany manerana ny trano [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20