Teny iditra fitakolahana (takolaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitampifiana fiafenana ao ambadiky ny zavatra iray mba hitily: Ny fitakolahako tao ambadiky ny varavarana no nandrenesako ny teniny rehetra. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20