Teny iditra |
fitakona
(takona)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' izay mitakona, miafina [1.1]
|
|
Teny iditra |
fitakona
(takona)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Bao filanjana entana Filanjana, fitondrana maratra, marary, maty [1.78]
|
| [Tanosy]
Filanjana [1.78]
|
| Fomba entina mibata zavatra indray miaraka [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Mod. s. from mitakona (takona II.).] A palanquin. (Prov.) [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
Bois dont on se sert pour porter [1.82]
|
| [Tanosy]
Brancard [1.78]
|
Mpanahaka |
fitakonana |
|