Teny iditra fitakonana (takona)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fiafenana, fisaronana [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitakonana (takona)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] filanjana [Rakotosaona 1972]
   Fiarahana mibata zava-mavesatra. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a palanquin. (prov.) See Filanjana (Lanja) [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   [Tankarana] le filanjana ou fitacon. Rac. tàkona. [David 1952 (takila F)]
Fifanahafana   fitakona

2017/03/10