Teny iditra fitaky (faky)
Sokajin-teny   anarana na tambinteny
Famaritana malagasy   Fomba entina mitaky na maka ny an'ny tena (na trosa na zavatra nindramina): Manao fitahin'adalo.
¶ Azo takina [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   [Taisaka] tromperie [Deschamps 1936]

Teny iditra fitaky
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] fipetraka [Rakotosaona 1972]
Sampanteny  

2009/02/23