Teny iditra fitambarana (tambatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fikambanana: Mahatratra valopolo ny fitambaran' ny mpianatra ao amin' ny lakilasy fahatelo sy fahefatra
¶ Fiadiana: Mitsetaka tsara ny fitambaran' ny hazo amin' itỳ rafitra itỳ
¶ Fiharoana: Ny fitambaran' ny oksizena sy hidrozena no tonga rano [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay réunion
¶ fitambaram-bondrona roa: réunion de deux ensembles. [Voambolana: Matematika]
¶ fitambaran'ny vihin-tsela: fusion des noyaux. [Voambolana: Haiaina]
¶ fitambaran'ny zavamaniry amin'ny faritra iray: flore. [Voambolana: Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny] [SLP 1986]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31