Teny iditra fitambelona (tambelona (velona))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran'ny olona mitambelona, izany hoe miverina aina indray rehefa avy torana na safotra. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20