Teny iditra fitambezoana (tambezo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fangatahana fatratra tsy misy fiatoana sy sesilany; fiverenana amin' izay efa nangatahina ihany: Tsy naharitra ny fitambezoan-janany izy ka nividy ilay famataranandro nohirifany ihany [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fitambezonana

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23