Teny iditra fitampesonana (tampesona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fangatahana sesilany, fitambezoana tsy miato manao hata-piso: Aoka izay ny fitampesonanao fa tsy hahazo na inona na inona amiko akory ianao. [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05