Teny iditra fitanehana (tanika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandrahoana, fampangotrahana: Fitanehana rano
¶ Fampiempoana: Fitanehana menaka
¶ Fanasitiliana: Ny olona taloha dia efa nahay ny fitanehana toaka [Rajemisa 1985]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2019/12/12