Teny iditra fitangitrika (tangitrika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran'ny zavatra mitangitrika, milentika any anaty tany, na miboiboika, mifantsitsitra avy ao anaty tany. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31