Teny iditra fitanika (tanika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mitanika, izany hoe mahandro, mampangotraka, mampiempo: Faran'izay tsotra ny fitanika menaka.
Toetran'ny zavatra mitanika, izany hoe mahatonga hafana toy ny mampangotraka mihitsy: Ny fitaniky ny masoandro no tsy taha rehefa lohataona. [1.1]
Haiendriteny 
Tsotra : fitanika, fitaniko, fitanikao, fitaniny, fitanitsika, fitanikay, fitanikareo, fitanik', fitani-, fitaniky
Tovonana : -pitanika, -pitaniko, -pitanikao, -pitaniny, -pitanitsika, -pitanikay, -pitanikareo, -pitanik', -pitani-, -pitaniky

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20