Teny iditra | fitanila (tanila) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran'ny zavatra na olona mitanila, izany hoe mipetraka na mijoro tsy manatrika fa miraika amin'ny ilany iray. [1.1] | |
Fivaditsoratra | fitanila, lafitany |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |