Teny iditra fitankosinana (tankosina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fihosinkosinana, fanafotetahana loto amin'ny tena: Oadray ity fitankosinan'ny zanakao amin'ny vovoka, Rasoa!
Fifanosonan-javatra matevina izay toa manjary loto hafahafa: Ny fitankosinan'ny fotaka amin'ny akanjo fotsy no karazan-javatra mahatsikaiky indrindra. [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31