Teny iditra fitanontanona (tanontanona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mitanontanona, izany hoe mipetrapetraka mitsikamokamo eo akaikin'olona ka tsy manao na inona na inona fa mijerijery fotsiny eo. [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05