Teny iditra fitaomana (taona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitaterana, fitondrana hifindra toerana, fitondrana zavatra hangonina: ny fitaomam-biriky no raharaha tamin'ny nanao ity tranon-tsekoly ity
Fitarihana: Aza avela ho azon'ny fitaoman-dratsy izahay! [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de charrier, encouragement [1.3]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/09