Teny iditra fitapitaka (fitaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay [duplicatif fréquentatif] [Abinal 1888]
Sampanteny 
Ohatra 
1Mivarina ho laingalainga sy fitapitaka mahay mioliolika ireny; [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 82]
2Raha tsy marina kosa, fa volohalan' ny tsy tia sy fitapitaka ataon' ny hafa, dia io ny tara-tasiny porofo midradradradra ilay fitia miafina ao am-pony! [Rajaonarivelo: Bina, takila 49]

2018/08/04